- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Shina sy Hong Kong: Jet Li sy ny fitiavan-tanindrazana

Sokajy: Hong Kong (Shina), Shina, Politika, Sarimihetsika

Diumanpark no namaham-bolongana momba ny resadresaka nifanaovana tamin'ilay mpilalao sarimihetsika malaza Li Lianjie fantatra amin'ny anarana hoe Jet Li any amin'ny fahitalavitra T.V interview, indrindra ny momba ny fijeriny amin'ny fitiavan-tanindrazana. Ho an'i Jet dia ny fahafaham-pieritreretana na ny fahafahana misaina malalaka no zava-dehibe kokoa (zh) [1].