- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afghanistan: ny tsimok'aretin'i Rambo

Sokajy: Afganistana, Iràka, Ady & Fifandirana

Abu Muqawama no nitati-baovao [1] momba ny“the Rambo Syndrom” na ny tsimok'aretin'i Rambô.Nosoratan'ny mpamaham-bolongana ary fa ny gazety New York Times [2] no namoaka lahatsoratra mitanisa ny herisetra maro ataon'ireo menavazan'ny ady tany Iràka sy Afghanistan.