- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Meksika: nakatona ny bar ela niasana indrindra

Sokajy: Amerika Latina, Meksika, Toekarena sy Fandraharahàna

Nanakatom-baravarana vao tsy ela izay ny trano fisotroana “rano mafana” na zava-pisotro mahamamo ela niainana indrindra eto Meksika ary mety ho manerana an'i Amerika latinina aza [1] hoy Philippe Seaz ao amin'ny Defecito [es] nanoratra