- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Japàna : Ireo “ampakarina” eran'izao tontolo izao

Sokajy: Japana, Saripika, Zavakanto & Kolontsaina

I Edo no manapariaka ao amin'ny blaogy Pink Tentacle sary vitsy izay mitatitra ny fomba fijerin'ny mpakasary Japoney Kimiko Yoshida manokana ireo “ampankarina” eran'izao tontolo izao [1].

Misy rohy mankany amin'ny vohikalan'i Kimiko Yoshida, mpanakanto “makasaritena”, izay ahitana sary 150 mahery.