Nizeria : Main'ny solika

I Akin no manoratra, “Mandorò ny vahoaka ny solika” any Nizeria:

Anyone following the saga of Nigeria, its oil and its people would read the news gleaned from recent events and conclude that whilst Nigeria is blessed with oil, any contact between its people and the product always leads to an uncontrollable conflagration.

“Izay rehetra mpanaraka ny raharaha any Nizeria, ny solika ao aminy sy ny vahoakany, izay namaky ireo vaovao farany dia hiombona amin'ny tsoakevitra fa notahiana tamin'ny solika i Nizeria ary izay fifampikasohana misy amin'ny vahoaka sy ny solika dia tsy maintsy miafara hatrany amin'ny donakafo tsy voafetra.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.