Mametraka rafitra vaovao ireo mpanao gazety any Kôngô-Brazzaville

Ao anatin'ny ezaka mba hitazonana ny maha-matihanina sy ny fanajanà ny asa dia fikambanana hoan'ny mpanao gazety roa no indray niforona any Pointe-Noire, Republikan'i Kôngô arak'izay tataitra nataon'i Congopage :

« L’Association des Médias Privés du Congo » et le « Club de la presse de Pointe-Noire ». Si ces structures se disent toutes deux plateformes de discussion, d’échanges et de convivialité, elles se différencient par leur mission déclarée et leur domaine d’action. On pourrait les voir comme complémentaires.

« L’Association des Médias Privés du Congo » sy ny « Club de la presse de Pointe-Noire ». Raha samy milaza tena ho sehatry ny adihevitra, sy fifanakalozan-kevitra ary firahalahiana izy roroa dia misy ihany fahasamihafany eo amin'ny tanjona kendrena sy ny sehatra izay iasany. Mety ho azo ambara ho mifameno izy ireo.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.