Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Bahrain : nandihindihy ho’aho i George W

Niserana tao Bahrain i George Bush nanditra ny fitetezam-paritra nataony tao azia andrefana, io no fitsidihana voalohany nataona filoha US tao amin’ny firenena.

Misy azo antenaina hoy Mahmood:

Bush is coming to town.
He’ll probably fly in on a helicopter from some big tub floating in the Gulf, that the Iranians have taken an inexplicable fancy to all of a sudden, land in the naval base in Juffair, shake some hands, visit with some illustrious personages whom he will make sure they understand that Eye-Ran is pretty bad for their survival and that of the wouurld, tell them to expand the bases and use their facilities and airspace to tame the Eye-Ranians, just a bit, like, a couple of 10,000lbs bombs strategically targeted at military and dangerous areas.
Easy peezy. No one on our side will be hurt.
Like Eye-Rack.
In and out job. And it is predestined and ordained, as the Big Guy told him.
And then his vision of a Destruction Crescent from Palestine to Afghanistan will become reality. An area that thenceforth will become known as Bushistan.

Handalo ny tanàna i Bush.
Mety handeha angidimby avy any amin’ny sambo mpiady mivezivezy ao amin’ny helodrano any izy, fa mampatahotra tampoka ny rehetra manko ny Iraniana, mampanahy ny amin’ny tobim-pamaharana ao juffair, hanontsana tanana vitsivitsy, hitsidika ireo Olobe izay miararesy lahatra aminy fa loza mitatao ho azy ireo syho an’izao tontolo izao i Iran (Eye-Ran), hiteny azy ireo mba hahitatra ny tobim-pamaharana ary hifanaraka amin’ny fampiasany ny faritr’habakabaka hamolahana ny Iraniana (Eye-Ranians), handatsaka baomba roa milanja 10 000lbs hikendrena toby miaramila sy toerana mampididoza fotsiny.
Zavatra tsotra. Tsy hisy ho voakitika ny avy aty amintsika.
Sahala amin’i Irak (Eye-Rack)
Sady ivelany (isika) no anatiny. Ary efa voalahatra sy voabaikon’ny Goay Be izany.
Ary dia ho tontosa ilay famiananiany handravana ny tsinam-paribolana (endriky ny faritra maitso sy be mponina ao Azia andrefana ny tsinam-paribolana na croissant) miainga avy any Palestina ka hatrany Afghanistana (tanin’ny Afghan). Ary dia ho antsoina hoe Bushistan (tanin’i Bush) izany faritra midadasika izany.

Tanaty fitohanan’ny fiara

Maro ny mpamaham-bolongana no tratran’ity tranga ity; hoy Scarlett Cyn, Amerikana iray mipetraka any Bahrain hoe:

There is a very special guest in Bahrain yesterday and today.
Pres. George W. Bush – “Dubya”. Actually, Condi is here too. … I am not overly happy with Dubya this morning. Because he personally made me 40 minutes late for work this morning. This means that my normal 30-ish minute commute took me almost an hour and a half. Never in my life would I have thought that-with me living here in Bahrain- that the President of the United States, the President of my country, could so directly effect me. But sure enough, he did.
I’m sure he didn’t really mean to do it.
But JEEZ MAN, all the freaking roads were blocked (read: blocked by police) so basically all the major highways and connecting roads in a country which is the size of WASHINGTON D.C. were parking lots… AT RUSH HOUR.

Manambahiny manakaja eto Bahrain omaly sy androany. Dia ny filoha Georges W. Bush – “Dobia”. Ny marina dia teo ihany koa i Condi… tsy dia faly tamin’i Dobia aho androany. Satria nataony tara fidirana tany ampiasana 40 minitra aho androany maraina. Ny 30 minitra fandehanako mahazatra manko dia nandaniako ora iray sy sasany androany. Tsy mba noeritreretiko mihitsy – hatramin’izay nonenako teto Bahrain – izany hoe nampisy fiantraikany tamin’ny fiainako manokana izany filohan’ny Etazonia, filohan’ny fireneko izany. Fa dia vitany tokoa izany.
Matoky aho fa tsy ninia hanao izany izy. Saingy, notapahin’(ny polisy) avokoa ny lalana rehetra, ny fiara amin’ny lalandehibe rehetra mampifanohy ny firenena manana habe mitovy amin’i Washington DC no nijanona… amin’ny ora fivoahan’ny rehetra(fidiran’ny mpianatra sy ny mpiasa)

Redbelt indray dia sorena; nanome vahaolana (azonao ampiharina fa dia ianao ihany no tompon’andraikitra raha misy zava-mitranga tsy ampoizina) izy:

This morning was the most catastrophic morning commutes in a long time. My work day starts at 8, and I usually leave home by 7:30 and get there on time or 5 minutes late, tops.
So today, I get in at 9:13. … Reason one being that it rained lightly, and Bahrainis usually skate over wet roads rather than drive on them. So everyone was driving cautious like.
Second reason, the real reason? George W. Bush. … Roads were blocked all over, in an attempt (in my understanding) to funnel cars into limited routes for security reasons or to clear up certain roads for same the reasons. … George W simply screwed up our day.
Its amazing, just by being here he can screw things up! It's like he has an aura around him or something! Anyway, I suggest for such cases: A Nintendo DS. Get a good game that does not require timely responses (Phoenix Wright or Pokemon would do, since they are mostly turn based) and away you go. This method is also good for killing time quickly until Dubya's term is over.

Ity no maraina izany andro nahasorena indrindra nandritra ny fotoana ela. Manomboka amin’ny 8 ny ora iasako, ary miala ny trano aho amin’ny 7 ora sy sasany ary tonga any ampiasana ara-potoana na tratra aoriana 5 minitra, raha be indrindra.
Androany kosa dia tamin’ny 9 sy 13 mn no nahatongavako. … Antony voalohany dia somary nanorana androany, ary ny Bahrainita moa somary mikivilivily (skate) amin’ny lalana rehefa mando fa tsy manamory loatra. Noho izany dia somary nitandrina tsara avokoa ny rehetra.
Ny antony faharoa, ary ny tena antony? George W. Bush. … Tampina daholo ny lalana rehetra, noho ny fitandroana sy fiarovana ny antony sady mety ho fanadiovana ny lalana ihany koa. … Nolanian’i George W fotsiny ny andronay.
Mahagaga, tonga eto fotsiny izy dia betsaka ny zavatra voakitiny! Tahaka ny hoe misy hery (misintona sa dindo mahery sa satro-boninahitra) izany manodidina azy! Fa na izany aza, misy zavatra tiako toroana rehefa sendra toy izao: ny Nintendo DS. Mitadiava kilalao izay tsy voafetran’ny fotoana ny fanaovana azy (Phoenix Wright na Pokemon izao mety amin’izany, indrindra fa ireo no karazan-dalao fototra) ary dia lasa izao. Fomba fanalan’andro haingana ihany no mahamety ity fika ity mandra-pahalany ny fe-potoana iasan’i Dubya.

Mandihy fa mitovy tadin-dokanga

Naseho (sary) niaraka tamin'ny sabatra anilan'ny mpanjakan'i Bahrain, Shaikh Hamad bin Isa Al Khalifa ny filoha Bush ary niaraka nanao ny dihin-drazana kely ry zareo. Niontana i Ammar :

He came and left so quickly we didn't even realize it. Well, we wouldn't have if it wasn't for the ridiculous traffic today morning! Every single road seemed to be blocked to make sure ‘the bush’ was safe, and all of us ended up at work a good hour late or so. But hey, the visit wasn't without its benefits! Just seeing Bush wiggle that sword (part of a traditional dance) with a huge baby grin on his face totally made it up for me. Seriously, it's like giving a baby a rattler for the first time.

Tena niserana vetivety loatra ilay izy ka tsy tsikaritsika loatra. Tsy ho nahita isika afa-tsy ilay fifamoivoizana nandrangitra androany maraina ! Notapatapahana avokoa rehefa lalana mba hiarovana ‘ny kirihitra’ ( the bush), ary dia tonga ora iray na mihoatra tany ampiasana avokoa isika rehetra. Saingy eh ! mba misy lafiny mahatsara azyihany koa ny fitsidihana an! Mba mijery an’i Bush milalao sabatra (anaty dihin-drazana) miaraka amin’ny tsikin’ankizy mahafinaritra ahy. Marina raha tsy toy ny nanome korontsana voalohany indrindra ny ho an’ny zaza.

Nahafaly an’i Mahmood koa ny toejavatra:

It was thrilling seeing Bush dancing the ‘Ardha with our king this afternoon! The guy just pulled that sword out like he was born to it. At last, though, Bush found someone to impart him some culture.

Nampientanentana tokoa ny nahita nyfiloha nandihy ny ‘Ardha’ niaraka tamin’ny mpanjakantsika androany folakandro ! Nanatsoaka ny sabatra ilay zalahy tahaka ny hoe teraka ho amin’iny izy. Nahita olona mitovitovy koontsaina aminy ihany lahy i Bush.

Ny sary maventy

te-hampitadidy zavatra hafa amintsika i SoulSearch :

On an official visit to Bahrain, President Bush honored us with his presence and asked us “to lend a hand of peace” to Israel. Awwwwwhh, the poor threatened Israelis, who so badly need our help. They are so frightened from the God-awful naughty naughty Palestinians who keep tossing fire-crackers at their parties and ruining the party mood.
Sorry Mr. President. You've got it all wrong…
You hold the sword so well. You definitely know how to wage a war or two, or three…
Let me remind you that Palestinians have been in diaspora for 60 odd years. They have been stateless across the globe and live in tents in the Occupied Land while the Israelis continue to expand their settlements on stolen lands…

Nandritra ny fitsidihana tamin’ny fomba ofisialy teto Bahrain, dia nanome voninahitra antsika tamin’ny fahatongavany izy ary niangavy antsika « hanolotra ny tanam-pihavanana » ho an’Isiraely. Ooooaahh, ny Isiraeliana mampahonena, izay tsy mila loatra ny fanampiantsika. Matahotra loatra ny Andriamanitra mampangovitra sy masiakan’ny Palestianiana masiaka izay mikohak’afo anaty ny fivorian-dryzareo sy mandrava ny firavoravoany. Aza tsiny Atoa filoha. Diso fandray mihitsy ianao izany… tena angadinao mihitsy ny managan’ady etsy sy eroa… Aleo ampahatsiaroviko anao fa 60taona izay ny Palestiniana no niely teny rehetra teny. Tsy manana firenena ry zareo eto amin’ny bolantany ary miaina anaty tranolay amin’ny tany voabodo raha manohy ny fanitarana ny fitoeran’ny voanjo amin’ny tany nangalarina kosa ny Isiraeliana…

Mitana ny sabatra koa ianao.
Ary i Hayat kosa dia liana kokoa amin’ny lohahevitra anatiny:

يا ترى هل تأثرت ميزانية الدوله بسبب التكاليف التي صرفت لزيارة بوش و الوفد المرافق الكبير “في العدد” ؟ .. و من أين اتت الميزانية بالأموال الكثيرة لبناء قصر الصخير .. و كل الأمور المفوشريه و الترفيهيه و المخمليه التي يتمتع بها الملك و افراد اسرته ليلا و نهارا .. بينما هنالك مواطنون يتمنون الحصول على 100 فلس لشراء .. جيس روتي رول او سليس

Mampieritreritra ahy hoe niantraika lalina tamin’ny tetibolam-panjakana ve iny fitsidihan’ny filoha Bush iny, miaraka amin’ireo delegasiona maro entiny? Taiza no nahitana ny vola nanaganana ny Lapan’ny Sakhir Palace sy ny kojakoja miaraka aminy, ny fikarakarana ny fialamboly ary ny firobarobana tanaty fiainan’ny Mpanjaka sy ny fiankaviany nampifalifaliana nandritra ny alina sy ny atoandro – nefa misy ny olom-pirenena tsy manabola hividianana mofo dipaina iray mitentina 100 fils akory.

Manokatra adi-hevitra
Desert Bloom indray mihevitra fa zava-dehibe ny fitsidihana:

a lot of arabs are saying that our leaders (those countries who Bush has visited) are lacking manhood, not brave, or lack strength. Arab leaders should not meet with him and just go to war with him and the rest of the world who support him. To those people who think this way I have a question for you, Are You Serious? :S Is that what islam taught you? Our prophet 3alaih il 9alat wilsalam was the most peaceful man on earth! So why are most muslims the opposite? … If there is a chance to talk to the other side then Why Not Use It?

Maro ny Arabo no miteny ny mpitondrantsika (ny firenena izay tsidihan’i Bush) ho tsy tena lehilahy, tsy sahy, na tsy ampy hery. Tsy tokony hihaona aminy ny mpitondra Arabo, dia hiara-hiady aminy sy ny amin’izaotontolo izao izay manohana azy. Ho an’ireo izay mieritreritra tahaka izany dia hoy aho hoe : matotra ve ianao ? Inona no nampianarin’ny islam anao ? ny mpaminanintsika 3alaih il 9alat wilsalam dia olona milamina (tia fandriampahalemana) indrindra manerantany ! Koa nahoana no eny amin’ny mifanohitra izany indray no misy ny Miozolmana ? … Raha misy ny vintana hiresahana ny ankilany Maninona Raha Mba Ampiasaina Izany ?

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.