- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Tontolom-pitenenana Portiogey: Arahabaina i pimenta negra nahatratra tsingerintaona

Sokajy: Paortiogaly, Hevitra

Mankalaza ny fahaefataonany ny Bolongana Pimenta Negra [1] [pt] . “Nipoitra noho ny toe-javatra maro mifandraika amin’ny fitadiavam-baovao mahaleo tena sy fantsona hafa hampielezana izay hevitra (fa tsy fampielezankevitra eritreritra voalohany) tsy mba manako ao amin’ny fampahalalam-baovao ny fisiany”.