Nino i Russia Blog fa raha azon'i Kremlin natao ny nandrotsa-bato amin'ity fifidianana hotontosaina any Etazonia amin'ity taona 2008 ity dia ny Senatera Chuck Hagel (Repoblikana-Nebraska) no tiany ho filoha mitondra manaraka eo: “Indrisy anefa, fa tsy nirotsaka hofidiana i Hagel na dia heveriny ho manambintana ho voafidin'ny olona ho amin'izany raharaha izany koa aza.”