- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Mozambika : Ny fitenim-pirenena sy ny maha-Afrikana

Sokajy: Mozambika, Fiteny

João Craveirinha dia miadihevitra momba ny fitenim-pirenena sy ny maha-Afrikana [1] ao amin'ny Moçambique Online Blog :

O medo do surgimento de um pseudo-tribalismo foi desculpa para não serem ensinadas as nossas línguas baNto em paralelo ao português e inglês.

“Ny tahotra ny fipioran'izay ambara ho “adim-poko” no fialana tsy nianarana ny fiteny Banto eo anilan'ny (fianarana) teny Pôrtogey sy Anglisy.”