- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Brezila : Tompontany ringana nohon'ireo aretin'ny “fotsy hoditra”

Sokajy: Amerika Latina, Brezila, Fahasalamàna, Teratany

Alda Inacio dia tena misafoaka raha nandre ny vaovao izay manambara fa tompontany “indizeny” maro any Brezila no ringana nohon'ny toy ny Hepatita B sy aretina hafa napariaky ny “fotsy hoditra” [1], indrindra nohon'ny tsy fahampian'izay ho enti-miatrika anin'izany :

É negligência pura o que acontece no Brasil e quando vem a público uma notícia desta natureza é porque a situação está fora de controle.

“Izay zava-mitranga aty Brezila dia tena tsirambina mihitsy, ary matoa efa mivoaka toy izao ny vaovao dia satria efa tsy voafehy intsony ny raharaha.”