- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afghanistan: Mpitarika Taliban noafahana sy nihavanana

Sokajy: Afganistana, Ady & Fifandirana

Mohammad Fahim Khairy no manoratra [1] fa maro tamin'ny mpitarika faratampon'ny TalibanĀ noafahana avy any am-ponja hatramin'ny taona 2002 ho eo ambany fiarovan'ny governemanta Afghan no nandeha nankany amin'ny Al Qaeda na hita any amin'ny sehatra maro ao anatin'ny governemanta ankehitriny.