Mohammad Fahim Khairy no manoratra fa maro tamin'ny mpitarika faratampon'ny Taliban noafahana avy any am-ponja hatramin'ny taona 2002 ho eo ambany fiarovan'ny governemanta Afghan no nandeha nankany amin'ny Al Qaeda na hita any amin'ny sehatra maro ao anatin'ny governemanta ankehitriny.