- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Jordania: Ny fanohanana an'i Hilary

Sokajy: Amerika Avaratra, Etazonia, Jordania, Fifidianana

Nasehon'ilay Jordaniana Natasha Tynes ny hagagany [1] nahita ny famoahan-kevitra namalian'ny hafa azy (fahatezerana sy fahasosorana) noho ny fanohanany an'i Hilary Clinton tao amin'ny lahatsorany.