- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Maraoka: Sisan-taolana 300 000 000 taona hita

Sokajy: Ejipta, Maraoka, Tontolo_iainana

Nisy manampahaizana (mpikaroka) telo nahita sisan-taolana kankana (karazam-biby tsy mandady tongotra efatra) 300 000 000 taona tao atsimon'ny tanĂ nan'i Zagora, Maraoka, hoy ny tatitry [1] The View from Fez.