Tantara tamin'ny 15 Janoary 2008
Mozambika : Ny fitenim-pirenena sy ny maha-Afrikana
João Craveirinha dia miadihevitra momba ny fitenim-pirenena sy ny maha-Afrikana ao amin'ny Moçambique Online Blog : O medo do surgimento de um pseudo-tribalismo foi desculpa para não serem ensinadas as nossas...
Brezila : Tompontany ringana nohon'ireo aretin'ny “fotsy hoditra”
Alda Inacio dia tena misafoaka raha nandre ny vaovao izay manambara fa tompontany “indizeny” maro any Brezila no ringana nohon'ny toy ny Hepatita B sy aretina hafa napariaky ny “fotsy...
Però : Taona iraisam-pirenena hoan'ny ovy
Vao tsy ela no nanapak'hevitra ny Firenena Mikambana fa ny taona 2008 dia ho taona iraisam-pirenena hoan'ny ovy. Alejandro monina any Però dia manolotra fanampim-panazavana ara-tantara ao amin'ny Peru Food momba ity...
Kenya : Ny vohikala Ushahidi.com anivon'ireo filazam-baovao
Ny blaogy White African dia mitantara mikasika ny fitaovana vaovao ahafahana mametraka tatitra mikasika ireo herisetra nitranga tany Kenya : A couple of us have been doing interviews and trying...
Japana : tsy hividy fiara vaovao aho
Ny siosion-dresaka an-dalambe no milaza fa mitotongana ny toe-karena Japoney, ary ny fihisatry ny varotra fiarakodia no antony lehibe miteraka izany. Iza no omentsiny ? Ny ankizy, hoy ny sasany,...
Afghanistan: Mpitarika Taliban noafahana sy nihavanana
Mohammad Fahim Khairy no manoratra fa maro tamin'ny mpitarika faratampon'ny Taliban noafahana avy any am-ponja hatramin'ny taona 2002 ho eo ambany fiarovan'ny governemanta Afghan no nandeha nankany amin'ny Al Qaeda na...
Jordania: Ny fanohanana an'i Hilary
Nasehon'ilay Jordaniana Natasha Tynes ny hagagany nahita ny famoahan-kevitra namalian'ny hafa azy (fahatezerana sy fahasosorana) noho ny fanohanany an'i Hilary Clinton tao amin'ny lahatsorany.
Maraoka: Sisan-taolana 300 000 000 taona hita
Nisy manampahaizana (mpikaroka) telo nahita sisan-taolana kankana (karazam-biby tsy mandady tongotra efatra) 300 000 000 taona tao atsimon'ny tanànan'i Zagora, Maraoka, hoy ny tatitry The View from Fez.
Ejipta: Britney Spears sy ny finoana Islamo
Hanaraka ny finoana Islamo hoe ilay mpihira fanta-daza (heverina ho misy olana momba ny tenany) Britney Spears? Ilay Ejipsiana Sandmonkey no manazava momba izany ato. Voasoratra ao moa fa misy...
Arzantìna : Hetsika fanoherana fahatapahan-jiro
Avy any Arzantìna, ny blaogy Good Airs dia mamakafaka ny fototenin'ny hoe “cacerolazo” izay hetsika fanaon'ireo Porteños maro ho fanoherana : I love the word “cacerolazo.” It describes a protest,...