Libanona : “Ireo zanakisoa telo”

Ms Leventine, any Libanona dia mindrana ilay angano fanta-daza “Ireo zanakisoa telo” mba hanambarana amintsika izay fomba fahitany ny toe-draharaha any Libanona ankehitriny :

Once upon a time, there were three mighty little pigs called Sami, Hani and Rami. They lived in a big, beautiful forest. The water was abundant, the food plentiful and the climate mild. Yet there was a problem: it was a very dangerous place, teeming with cruel and aggressive beasts that thought that piglets were a delicacy worthy of a good meal.

“Indray andro izay hono, indreto zanakisoa telo antsoina hoe Sami, Hani ary Rami. Nonina ala izay sady midadasika no kanto tokoa izy ireo. Betsaka ny rano hosotroina, tsy lany laniana ny sakafo ary ny toetr'andro mahafinaritra. Misy anefa olana iray : toerana tandidomin-doza io toerana io, ivoivoizan'ireo bibidia tsy miantra no sady masiaka izay nihevitra fa ny henan-janakisoa dia karazan-tsakafo tena matsiro.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.