Afrika : “Disney World”-n'ny fanandevozana

No Longer at Ease dia miresaka momba izay lazainy ho “Disney World-n'ny fanandevozana” :

An early contender for the most bizarre news story of the year is that of American expats Ron and Carla Bluntschli who are, at this very moment, trying to raise enough money to create Memory Village – the first ever ‘Slavery Theme Park’.

“Mpifaninana somary lasa aloha amin'ny fifaninanana tantara izay mahatsikaiky indrindra tamin'ny taona ity, ny tantaran'i Ron sy Carla Bluntschli izay miezaka ny hanangom-bola mba hanorenana ‘Tanànan'ny Fahatsiarovana’ – kianjam-pialam-boly voalohany indrindra hiompana amin'ny lohahevitry ny fanandevozana.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.