Afrika Atsimo : Inona marina no tena zava-mitranga ?

Velom-panahiana ny Blog South Africa, Inona marina no tena zava-mitranga aty Afrika Atsimo ? :

Nel gets arrested by the police, by all reports by actively going from prosecutor to prosecutor in order to get the warrant. Selebi asking the Pretoria high court for an interdict preventing the NPA from proceeding with the criminal prosecution.

“Nosamborin'ny Polisy i Nel, ary ifampitan'ireo mpampanoa izay mandinika ny raharaha ireo tatitra mba hanangonana ireo porofo rehetra. I Selebi [Jackie Selebi, lehiben'ny Polisy Afrikana Tatsimo sady Prezidan'ny Interpol] kosa nangataka ny fitsarana tampony any Pretoria mba hanakana ny NPA [National Prosecuting Authority na fampanoavana] tsy hanohy ny fampanoavana (ity raharaha ity).”

1 hevitra

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.