- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Faritry Balkan : topimasom-boky

Sokajy: Bosnia Herzegovina, Holandy, Kroasia, Makedonia, Montenegro, Serbia, Ady & Fifandirana, Fifandraisana iraisam-pirenena, Fitantanam-pitondrana, Lalàna, Politika, Tantara, Zon'olombelona

Greater Surbiton no milaza ny topimaso [1] ny boky mitondra ny lohateny hoe ‘Peace and Punishment’ (Fandriampahalemana sy Fanasaziana) nosoratan’i Florence Hartmann, “mpitondra tenin’ny mpampanoa lalàna ny Maisitira Carla del Ponte ao amin’ny Tribonaly heloka bevava iraisam-pirenena ho an’i Yogoslavia teo aloha(ICTY), […] olona ambony voalohany tao amin’ny ICTY nanoratra boky miresaka momba ny asa anaty tontosany.”