- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kyrgystan : Ny fiainan’ny mpanao anton-draharaha ny firaisam-batana any Kyrgystan

Sokajy: Kyrgyzstan, Vehivavy sy Miralenta

GenderStanno miresaka [1] momba ny gazetiboky iray karakarain’ny mpanao firaisana ara-nofo ho anton-draharaha avy amin’ny faritra samihafa ao Kyrgyzstan ary anoloran’izy ireo ao ny tantarany sy ny tsindry hazolena mpahazo azy. (Ohatra amin’izany ny miasa maimaipoana amin’ny anton-draharahany ho an’ny polisy indroa na intelo isam-bolana).