- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Jamaïka : Hitia bebe kokoa

Sokajy: Karaiba, Jamaika, Hafanàm-po nomerika, Hevitra, Lalàna

Mpitia fa tsy mpiady [1] ny mpiblaogy Jamaïkana Francis Wade :

Today, I realized that living in Jamaica is teaching me to “Love Up” what ever happens.
Violence? Lost business? Hurricane? Argument? Crime?
They all occur in a stream of events, in which I am learning to simply love.

“Ankehitriny, tena tsapako fa ny iainako aty Jamaïka dia fampianarana ahy ny hitia bebe kokoa n'inoninona mitranga.
Herisetra ? Bizna votsotra ? Rivodoza ? Hetsika isan-karazana voararan'ny lalàna ?
Samy mitranga toy ny entin-driaka avokoa izy ireo sady fampianarana ho ahy ny hitia fotsiny (tsy misy takalony).”