Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Haïty : Momba ny vidin'ny Fampandrosoana ?

Dictators, Peace Corps Volunteers, governments, activists, non profits, for profits, companies all talk about development – but can we agree on what it is?

“Mpanao didy jadona, mpiasa an-tsitrampò hoan'ny fandriampahalemana (Peace Corps), governemanta, mpivoy (isan-karazany), ONG, orinasa (samihafa), dia samy miresaka fampandrosoana avokoa – anefa ve mitovy akory ve ny fihevitra manodidina izay antsoina hoe fampandrosoana ?”

izany no fanontanian'i Bryan ao amin'ny blaogy Haiti Innovation, raha mamoaboafy mikasika ny tetikasa hanorenana tohan-drano hitrandrahana herin'aratra ao amin'ny nosy izy.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.