Bermuda : Tahan'ireo solontena vehivavy

Araky ny fihevitry A Radical In Bermuda dia mila hetsika vaovao « tolona hikatsahana ny fitovian-jo hoan'ny vehivavy » ireo nosy any Bermuda :

Bermudian women are severely underrepresented in the government in the backbenchers, cabinet and senate

« Tena henjana ny haìvan'ny tahan'ireo solontenan'ny vehivavy anivon'ny governemanta, anivon'ny solombavambahoaka, kabinetra sy loholona. »

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.