Jordana : Vonona amin'ny fahafaham-pitenenana ve isika ?

Velom-panontaniana i Qwaider mpiblaogy Jordaniana :

According to all our totalitarian regimes, we are not. According the the US government who continues to support and back dictatorships of the regions, we are not. Now the issue is back to us as individuals. ARE WE READY?

Tsia, raha araky ny fihevitr'ireo fitondrana jadona manapaka antsika. Tsia koa no valintenin'ny governemanta Amerikana izay manohy manohana ireo fitondrana jadona aty amin'ny faritra [Arabo misy antsika]. Ankehitriny, miverina amintsika sady apetraka amin'ny tsirairay ny fanontaniana, VONONA VE ISIKA [amin'ny fahafaham-pitenenana] ?

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.