- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran: Mpiandry revolisionera silamo sy i Hillary Clinton

Sokajy: Amerika Avaratra, Etazonia, Iràna, Ady & Fifandirana, Fifandraisana iraisam-pirenena, Fifidianana, Politika

Haji Washington no manoratra [1][Fa], fa raha marina ny filazana fa nohantsian’ny mpiandry revolisionera [2] iraniana tsy tamin’antony ny sambo mpiady amerikana [1] dia tian-dry zalahy handresy an’i Obama izay i Clinton. Nolazain’ny mpamaham-bolongana ary fa raha nanaiky ny mahavondrona mpampihorohoro ny Mpiandry Revolisionera ramatoa tao amin’ny antenimeran-doholona, Obama kosa nitsikera an-dRtoa ho nanampy tosika ireo nitady hanomboka ny ady.