- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kazakhstan: fianjerana ovni

Sokajy: Kazakhstan, Hehy

Nosoratan’i [1] Zhanna Zhukovany vaovao hafahafa amin’izay lazaina fa fianjerana Ovni (Zavamanidina tsy fanta-piaviana – Objet volant non identifié) any avaratry Kazakhstan nataon’ny lehiben’ny polisy tao an-toerana tamin’ny mpiadidy ny toerana.