- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Tontolo iainana : « Fanamaitsoana » ireo fiaraha-monina any Afrika Atsimo

Sokajy: Afrika Atsimo, Sarimihetsika, Tontolo_iainana

Ny blaogy Carbon Copy dia manapariaka lahatsary-na 90 sekondra sy nandrombaka loka tamina fifaninanana [1] izay mampiseho ny “township” Khayelitsha, Cape Town any Afrika Atsimo; izany lahatsary izany dia :

« touches on daily township life in South Africa and how solar energy could be utilised to uplift the poor in a sustainable way. »

« manala sarona ny andavan'andro iainan'ny mponina any amin'ireo “township” any Afrika Atsimo sy mampiharihary izay fomba [mahomby] azo itrandrahana ny herin'ny masoandro mba hanandratana [ny fari-piainana an’] ireo mahantra amin'ny fomba maharitra [izay manaja ny tontolo iaianana]. »

Juliana Rotich [2]