- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Barbady: Fanalan’andro politika

Sokajy: Karaiba, Barbady, Politika, Zavakanto & Kolontsaina

“Mba misy fikendrikendrena olona politika ve any amin’ny orisanam-panalan’andro any?” Hoy Boyce Voice [1] mpanabolongana avy any Barbady: “Tsy ianao mihitsy no tokony hatahotra mpanao politika fa izy no tokony hatahotra anao. Ry zareo no mila ny vatonao…”