- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sodana : Mpiblaogy Aotrisiana miblaogy ny nitazonana azy

Sokajy: Sodàna, Lalàna, Tsidika

Ingahy Thomas Hirschvogel mpiteti-tany Aotrisiana dia mitantara momba ny nitazonan'ny manam-pahefana azy tany Sodana [1] nohon'ny fiheverana azy ho mpitsikilo :

« well, the postcards didn't cause any troubles, but the articles about the former rebel groups definetly did. it was just soooooooo stupid to carry them in my luggage. they interrogated me for a few hours and they believe that i'm either a journalist or a spy. »

« izany hoe tsy dia nametraka olana ireo “cartes postales” tratra taty amiko, tsy toy ny lahantsoratra mikasika ireo “mpiady anaty akata” fahiny. Tenaaaaaaaaaa vendrana koa aho nitondra ireo tany anaty entako. Nandritra ny ora maro aho no nadinadinina, noheverin-dry zareo ho na mpanao gazety na mpitsikilo. »

Ndesanjo Macha [2]