- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kôngô (RDK) : Fivoriambe hoan'ny Fandriampahalemana, filaminan'ny tany ary fampandrosoana

Sokajy: R.D. Kongo, Ady & Fifandirana

Ny blaogy Extra Extra dia mitatitra momba ny fivoriambe hoan'ny fandriampahalemana atao any amin'ny Repoblika Demôkratikan'i Kôngô [1] :

« News from eastern Congo is mixed. A conference on ‘peace, security and development’ is to be held in Goma from January 6th. It’s better to talk than fight, but Congolese commentators are sceptical …” »

« Mifangaro ireo vaovao avy any Atsinana'ny Kôngô. Amin'ny andaniny ny fivoriambe mikasika ny ‘fandriampahalemana, filaminan'ny tany ary fampandrosoana’ izay hanomboka ny 6 Janoary [2008] any. [Marina fa] aleo miresaka to izay miady, anefa kely fanantenana ireo mpanaraka ny toe-draharaha any Kôngô … »

Ndesanjo Macha [2]