Ny blaogy Oro dia miresaka momba ireo “foko” Nizeriana efatra :
« I am a Nigerian. Please don’t look at my name and try to peg me to a tribe otherwise I will be glad tell you the stories of other people I have met in the last three decades of my existence — people who can not be defined by any tribal nomenclature. »
« Nizeriana aho. Iangaviako hianareo tsy hijery izay anarako na hiezaka ny [hamantatra sy] hamatotra ahy amin'ny foko iray, dia fifaliana ho ahy ny hitantara aminareo momba ny hafa, dia ireo olona izay nihaona tamiko nandritra izay telo taona farany izay – olona izay tsy azo sokajiana [na arohy] ara-pihaviana ara-poko. »