- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kenya: Hanohana an'i Kibaki ve i Kikwete?

Sokajy: Kenyà, Fifandraisana iraisam-pirenena, Fifidianana, Politika

Hanohana [1] an'i Mwai Kibaki ve ny filham-pirenena Tanzaniana Jakaya Kikwete?, Ny teti-panoron'ny fitondrana manko izao dia ny mitady fanohanana iraisam-pirenena, avy amin'ny firenena Afrikana hafa ankoatra an'i oganda (izay firenena tokana manerantany niarahaba ny fandresen'i Kibaki “indray”.

Ndesanjo Macha [2]