- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Fanadihadiana momba ny bolongana sy ny fanaovan-gazety

Sokajy: Amerika Latina, Arzantina, Brezila, Shily, Sarimihetsika, Teknolojia

Fabio Malini [1] [pt] no mandrisika antsika hanaraka ny fanadihadian'i Alvaro Liuzzi [2] [es] izay “niezaka hiresaka fanadihadiana tamina mpanabolongana maromaro Argentina, Espaniola, Shiliana sns – milazalaza ny omomba ny famahanam-bolongana sy ny fanaovan-gazety, navoaka an-dahatsary ao amin'ny vohikala Vimeo. 12 ny isany ary notontosaina tamina Canon Powershot A 550″.

Paula Góes [3]