- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Azerbaijan: Izay Benazir Bhutto ve?

Sokajy: Azerbaijan, Pakistana, Fivavahana, Politika

Manahy fampitandremana tamin'ny famonoana an'i Benazir Bhutto ao Pakistan [1] i Marilisa Lorusso's blog . Ao Azerbaijan, ohatra, noho ny fikisahana tsikelikely ho amin'ny firoboroboan'ny fivavahana silamo mahery fihetsika dia zara raha nisy ny adihevitra ny amin'izay mety ho tompon'andraikitra hafa tamin'ny famonoana iny tany an-toerana.

 Onnik Krikorian [2]