- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Nagorno Karabakh: Fampitandremana farany

Sokajy: Armenia, Azerbaijan, Ady & Fifandirana, Fifandraisana iraisam-pirenena, Foko sy Fiaviana, Teratany

Nitroatra i Blogian raha nandre ny ny tenin'ny Filoha Azerbaijaney, Ilham Aliyev, nampitandrina farany ny foko Armenians miaina ao amin'ny faritra nitono-tena ho Republikan'ny Nagorno Karabakh [1] — hitolo-batana amin'ny fitondrana Azerbaijaney na miala ny firenena.

Onnik Krikorian [2]