- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Armenia: Mahatoky

Sokajy: Armenia, Fifindràmonina

Shooosh ao amin'ny Life in Armenia no gaga fa raha very tao Yerevan ny valiziny dia nisy nahita ka namerina ny entana soa amantsara.  Na dia malaza amin'izay any ampielezana aza fa misy mangalatra hatrany ny entan'izy ireo rehefa mitsidika any an-tanindrazana izy ireo, dia nomarihiny fa misy olona tsara sy mahatoky any koa any na dia izany aza [1].

Onnik Krikorian [2]