- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Japana: Ny Bolongana 50 malaza indrindra

Sokajy: Japana, Teknolojia

Serkan ao amin'ny Tokyotronic no nandrakitra an-tsoratra (ho amin'ny teny anglisy) ny lisitry ny bolongana 50 malaza indrindra any Japana [1] (raha itokisana ny Technorati Japoney) . Araka ny nanaovany azy dia ny isan'ny rohy mankany amin'ny bolongana no masontsivana nifidianana azy ireo. Ohatra: Ny Gigazine (ny malaza indrindra) dia misy bolongana hafa 7 147 mandrohy azy.

Chris Salzberg [2]