- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Georgia: Gina alohan'ny tafiotra?

Sokajy: Zeorzia, Fifidianana, Politika

Tantarain'i TOL Georgia ary fa tony ny firenena [1] Amin'izao andro mialoha ny fifidianana izao. Na izany aza dia manontany tena ihany ny mpamaham-bolongana hoe malalaka tokoa ve ny fifidianana raha itodihana ny zava-nitranga nandritra ny fotoana mialoha ny vanim-potoanan'ny fifidianana ary raha vakiana  ity soratra hafa ity [2] ?

Onnik Krikorian [3]