Georgia: Gina alohan'ny tafiotra?

Tantarain'i TOL Georgia ary fa tony ny firenena Amin'izao andro mialoha ny fifidianana izao. Na izany aza dia manontany tena ihany ny mpamaham-bolongana hoe malalaka tokoa ve ny fifidianana raha itodihana ny zava-nitranga nandritra ny fotoana mialoha ny vanim-potoanan'ny fifidianana ary raha vakiana  ity soratra hafa ity ?

Onnik Krikorian

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.