- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Oganda: ifampitadiavana ny solika.

Sokajy: Oganda, Toekarena sy Fandraharahàna

Kampala.ver no mampita vaovao avy any Oganda [1]: “Raha ampitahaina amin'ny fahafatesa-na Kenyana anjatony dia mbola ambany ihany fiantraikan'ny fifidianana Kenyana namboamboarina ity fa ny iray litatry ny soliky ny fiara ihany no mba any ho any amin'ny USh 8,000.” Hampahafantarana antsika aloha fa nandalo ny seranana Kenyana ny solika Ogandey talohan'ny gidragidra fa tsy maintsy mitady lalankafa kosa ry zareo rehefa nitranga ity gidragidra ity. Izay no mampikoropaka ny mpampiasa fiara any Oganda.

Ndesanjo Macha [2]