- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Jamaika: Mpaminany sandoka

Sokajy: Karaiba, Jamaika, Fifidianana, Fivavahana, Hafanàm-po nomerika, Lalàna, Media sy Fanoratan-gazety, Politika, Toekarena sy Fandraharahàna

“Hita ho ny faminaniana no handanian-dresaka amin'ity taona ity! Ny sasany mahita fa hitombo ny fanaovana heloka, moa ny hafa indray mahita fa hihamamiratra ny ho avy…”: Ny mampalahelo an'i Stunner [1] dia ny “tsy fitokisany velively izay lazain'ireo milaza tena ho mpaminany”. (hatrany ka hatraty io rahalahy a!)

Janine Mendes-Franco [2]