- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kenya: Bolongana ho amin'ny fandriampahalemana

Sokajy: Kenyà, Ady & Fifandirana, Media sy Fanoratan-gazety

Nanangana bolongana ho amin'ny fandriampahalemana ao Kenya [1] i Harry Karanja : “ ho fampanjakana ny fandriampahalemana, ny firindram-piaraha-monina ary ny firaisankina no antony nananganana ity bolongana ity amin'izao fotoanan'ny hotakotaka izao.”

Ndesanjo Macha [2]