- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Uzbekistan: Nanao hosoka tamin'ny fifidianana i Karimanov

Sokajy: Ozbekistan, Fifidianana

Joshua Foust no niteny [1] fa feno hosoka ny fifidianana tany Uzbekistan, satria fandesena miezinezina hatramin'ny 88% no azony noho ny fandrotsaham-bato mihoatra ny iray ataon'ny mpifidy iray hangalara-bato fotsiny.

Adil Nurmakov [2]