- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ezipta: efa fantatra mialoha ny hanaraha-maso ny bilaogera

Sokajy: Ejipta, Hafanàm-po nomerika

Abu Aardvark no miresadresaka amin'ny fanetsiketsehana hanafahana ny mpamaham-bolongana Arabo ato amin'ity lahatsoratra ity [1]. “Efa fantatra mialoha ny zavamahazo ny mpamaham-bolongana Arabo amin'izao fotoana izao: Ny fitomboan'ny mpamaky azy sy ny fandresen-dahatra politika matanjaka ananany na ao an-toerana na any ivelany no tsy maintsy manaitra ny sampam-piarovana izay mitady haneritery sy hifehifehy ity sehatra ity,” hoy ny nosoratany.

Amira Al Hussaini [2]