- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Mozambique: Nofoanana ny fivoriana momba ny ady amin'ny kolikoly

Sokajy: Mozambika, Fitantanam-pitondrana

Carlos Serra [1] [pt], avy ao Mozambique, no mamoaka mialoha ny sombim-baovao hivoaka rahampitso (izany hoe androany io) amin'ny gazety “Zambeze”: “Araka ny fanapahan-kevitra tamin'ny 27 desambra dia nofoanan'ny Filohan'ny Repoblika ny fivoriana momba ny ady amin'ny kolikoly satria tsy mifanaraka amin'ny Lalam-panorenana″.

Paula Góes [2]