- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Brezila: Ady amin'ny SIDA miteraka adihevitra

Sokajy: Amerika Latina, Brezila, Media sy Fanoratan-gazety, Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT)

Alda Inacio [1] [pt] eo amin'ny fanoherana sarin'afisy iray mikasika ny ady amin'ny SIDA Eoropeana mampiseho lehilahy roa manao firaisana ara-nofo, mivandravandra ny hevitra tiana ambara amin'ny sary. “ Mino aho fa tsy an'ny sarangan'olona rehetra ity aretina ity ary tokony hofoanan'izay nanao io afisy io ny fomba fisainana hafahafa navoakany”.

Paula Góes [2]