- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

25 taona ny Aterineto

Sokajy: Teknolojia

Tamin'ny 1 Janoary 1983, 25 taona lasa izay, no nolazaina tamin'ny fomba ofisialy ny aterineto ho fitaovam-pifandraisan-davitra mampiasa ny haitao TCP/IP. Namoaka lahatsoratra milazalaza ny sombim-baovao sy ny fanehoany hevitra nisian'ny fivoaran'ny aterineto niainga tamin'ny fampiasana ny ftp ka mandra-pahatonga amin'ny fikirakirana ny web 2.0 i André Lemos [1] [pt] “ Enga anie hitandro ny tsy fiangarana sy hitondra fiaraha-miasa ny web!”.

Paula Góes [2]