- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Armenia: Ampiandrasana ny taombaovao

Sokajy: Armenia, Saripika, Zavakanto & Kolontsaina

The Armenian Patchwork no mamoaka sary vitsivitsy [1] maneho ny endriky ny Taona Vaovao andro iray mialoha ny 2008.

Onnik Krikorian [2]