Georgia: Miarahaba nahatratra ny taona

Ny MFR Photoblog no maneho an-tsary ny voalohan'ny taona ao an-drenivohitry Georgia. Nilaza ny mpamaham-bolongana fa maherin'ny 15 000 ny Georgiana nankalaza ny fety teo amin'ny kianjan'ny Fahafahana ao Tbilisi.

Onnik Krikorian

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.